Teny iditra | 1 mandambolambo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandama: Mandambolambo ny ampiantany amin' ny hazofisaka Manafosafo amin' ny tanana: Isaky ny mihetsika izao, mandambolambo ny volombavany Rangahy io Manambitamby: Fantatro ny hevitrao ianao mandambolambo ahy io |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to smooth, to polish; to caress |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] lisser, polir; caresser avec la main |
Fototeny | 6 lambolambo |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mandambolambo io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |