Teny iditra mandandà (la)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy tena mandà [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy reduplication of mandà [Richardson 1885]
Famaritana frantsay duplicatif diminutif de mandà [Abinal 1888]
Endriteny 
mandandà
nandandà
handandà
mandandava

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/07