Teny iditra mandandà (la)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy tena mandà [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Reduplication of mandà [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Duplicatif diminutif de mandà [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandandà
Ny lasa : nandandà
Ny hoavy : handandà
Filaza mandidy : mandandava

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20