|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandango
Fototeny  2  lango
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manambitamby, manangoly: Loza io zazavavy io raha handango an-dreniny rehefa misy zavatra tiany ho azo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mandango
Fototeny  10  lango
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12  Enti-milaza ny ravim-paraky endasina alohan' ny hitonoana azy, izay tonga malefaka indray rehefa mangatsiaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  se dit des feuilles de tabac qu'on a chauffées pour être pulvérisées et qui redeviennent souples en se refroidissant [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31