|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandanja
Fototeny  2  lanja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mijery ny havesatry ny zavatra iray amin' ny alalan' ny mizana: Mandanja hena
Mandinika, mihevitra izay mety ho vokany: Tokony handanja ny teny lazainao ianao
Manombantombana, maminavina izay ho vidiny: Mahay mandanja izay ho vidin' ny omby Rakoto
Mampitovy lanja: Tsy mahay mandanja ny vola miditra sy mivoaka ianao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to weigh in scales or on a weighing machine
6  [1.7] to weigh; to consider, to ponder
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] peser; réfléchir, considérer
Ohatra  8  Ka mety mandanja ny sainy tokoa; [1.437#]
9  Diso isika raha tsy mandanja sy manavakavaka. [2.296#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)15  mandanjà
Fototeny  16  lanja
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandanja [Fitanisana]

Fivaditsoratra  18  andanjam, mandanjà, mandanja

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08