Teny iditra mandano (lano)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Tambahoaka] milomano [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To swim [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandano
Ny lasa : nandano
Ny hoavy : handano
Filaza mandidy : mandanosa

Teny iditra mandaño
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] mamory [1.78]
  [Bara] mamatsy, mamory hanina [1.78]
  [Tanosy] Mamory, mangona [1.78]

Teny iditra mandaño
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] mampiaraka, mampitraoky [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/09