Teny iditra |
mandanona
(lanona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mangorona sy mampirina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To collect, to gather. It is only used when the object, rice, clothes, etc., is joined to it [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mettre en tas, accaparer, acheter en grand [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandanona |
Ny lasa : |
nandanona |
Ny hoavy : |
handanona |
Filaza mandidy : |
mandanòna |
|
|
Teny iditra |
mandañona
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Mamory, milomano [1.78]
|
| [Tanala]
Manangona, mamory [1.78]
|
|
Teny iditra |
mandanòna
(lanona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandanona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|