Teny iditra mandaro (laro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy laro [1.1]
 Manisy zavatra ny sakafo hampatsiro azy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To prepare pounded tobacco by mixing laro with it [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Assaisonner [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandaro
Ny lasa : nandaro
Ny hoavy : handaro
Filaza mandidy : mandaroa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20