|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandavenona
Fototeny  2  lavenona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tonga lavenona
Enti-milaza ny andro manjavona raha ilay toy ny lavenona aparitaky ny rivotra iny ny zavona; merika
Enti-milaza ny kitay manjary lavenona fa tsy mirehitra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mandavenona
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] (même étymologie que le précédent). Dichapetalum leucosia (Sprengel) Engl. (Dichapetalaceae). Nom signalé par Desc., Flore de Madagascar, Dichapetalaceae, 1961, p. 14. Arbuste sarmenteux des sous-bois. Il fournit beaucoup de feuilles qui pourrissent et forment en abondance de l'humus forestier. Voir aussi vahindavenona. [Bezanozano]
Voambolana  11  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02