Teny iditra manday (lay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha haingana, mirotoroto [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manday
nanday
handay
mandaiza

Teny iditra manday (lay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manindrona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manday
nanday
handay

Teny iditra manday
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mitondra [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/24