Teny iditra | 1 mandazo |
Fototeny | 2 lazo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manamaina, manamatroka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to fade; to cause to wither |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] faner, flétrir |
Ohatra |
7 Ny mpandoro arina sy ny mpandazo volotsangana dia tsy mahazo mandoro na mandazo any an-ala, fa eny an-kay no manao [1.123#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 andozam, mandazo, mandoza, mandozà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |