Teny iditra | mandefi-mana-mahitsy | |
Singan-teny | mandefitra ; manamahitsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Miaritra na dia manana ny marina aza [1.1] | |
Tsipelina hafa | mandefitra manamahitsy | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mandefi-mana-mahitsy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25 |