Teny iditra | 1 mandeha |
Fototeny | 2 leha |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamindra toerana ny vatan-tena amin' ny famindrafindrana ny tongotra: Tsy mbola afaka mandeha ny marary. / Efa miana-mandeha ny zafikeliko Mizotra: Nandeha tamin' ny arabe izy fa tsy nihazo ny lalan-kely akory Miala, miainga: Tongava maraindraina fa amin' ny fito aho no handeha Mandalo: Nandeha tany antsena aho aninaraina Mihelina, miserana: Mandeha haingana ny andro rehefa ririnina Mihetsika ara-dalàna ny milina ao aminy: Mandeha ve iny famantaranandronao iny? Mandroso: Mandeha ve izao varotrao ? |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny |
Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny mandeha io |
Fivaditsoratra | 36 endaham, handema, mandeha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |