|
|
|
|

Teny iditra1  mandeha tsy voizina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ny lakana kely izay manaraka fotsiny ny rano mivalana na tsofin' ny rivotra fa tsy ilaina hovoizina akory
Singan-teny  4  mandeha, tsy, voizina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07