Teny iditra | mandelaka | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Milelaka: Mba mandelaka amin'itoy botsako itoy moa rika fa save raha soa (Mba milelafa amin'ity vovon-katsaka ity moa ialahy fa hay zavatra tsara) [1.78] | |
Fivaditsoratra | mandalake, mandelaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |