Teny iditra | 1 mandentika |
Fototeny | 2 lentika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manatsatoka mandevina: Mandentika tsato-kazo amin' ny tany Manasitrika, manitrika: Mandentika hazo lava ao anaty rano Mandrendrika: Nandentika ny sambo ny onja sy ny rivotra Mandroboka, mampihitsoka: Ny namandratsy no nandentika azy tamin' ny fahazaran-dratsy Mampiditra amin' ny lalina, amin' ny kizo, mampifatratra: Vao mainka nandentika ny voampanga ilay vavolombelona nantenainy hanavotra azy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] enfoncer |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |