|
|
|
|

Teny iditra1  mandeve
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mangotraka (rano): Aia añareo rakilonga hondotsa firoka fa mandeve any moa ny rano (Aiza hianareo rankizy hamolo sarin-dokotra fa mangotraka ange ny rano)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07