|
|
|
|

Teny iditra1  mandevina
Fototeny  2  levina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Avy nandevina an-drainy izy
Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to bury
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] ensevelir, enterrer
Ohatra  7  ary izay maty iaraha-mandevina. [1.370#62]
8  Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [2.472#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny mandevina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11