|
|
|
|

Teny iditra1  mandevin-tsaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy be teny amin' izay heviny fa mangina tanteraka; manafina, tsy milaza izay heviny; mody adala ka miseho ho tsotra be nefa fangoloka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To be laconic, to conceal one's opinion, to be non-comittal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Enterrer son esprit. Se disait de ceux qui refusent de donner leur avis ; se disait aussi de ceux qui agissent avec ruse et duplicité. [2.415#6509]
6  être laconique, cacher ses sentiments, cacher ses pensées [1.8]
Singan-teny  7  mandevina, saina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25