Teny iditra | 1 mandidy lamba |
Singan-teny | 2 mandidy, lamba |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] taloha dia nafatotry ny olona tamin' ny zoron-dambany ny vola, ka iny no nodidian' ny mpangalatra, mitovy karazana amin' ny mpangarom-paosy ankehitriny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to cut a fragment to steal money out of it. The people generally tie up their money in a corner of their lamba or outer garment |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |