Teny iditra | 1 mandify |
Fototeny | 2 dify |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manisy dify na mamoritra ny loha lamba na tsihy...: Mahay mandify harona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to plait mats, baskets, or hats in the above manner fig.: used of an affair of business concluded, or a law ratified (Prov.) |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 findaim, mandify, nadifim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |