|
|
|
|

Teny iditra1  mandihy tsy torahan-damba
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ny olona diso faly loatra ka avy hatrany dia mandihy tsy maharay lamba hatao sikina akory
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to dance before one's turn comes; lit. to dance before a lamba is thrown to one
Singan-teny  5  mandihy, tsy, torahana, lamba

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07