Teny iditra | mandihy tsy torahan-damba | |
Singan-teny | mandihy ; tsy ; torahana ; lamba | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny olona diso faly loatra ka avy hatrany dia mandihy tsy maharay lamba hatao sikina akory [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To dance before one's turn comes; lit. to dance before a lamba is thrown to one [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |