Teny iditra (1/2) | 1 mandika |
Fototeny | 2 dika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandalo na mihoatra avy eo ambony: Alohan' Anjiro kely dia mandika namana ny lalamby Miserana na mivikina eo anoloana na eo ambony: Aza mandika olona re, anaka Tsy manaraka: Nandika ny baiko nomeko ianao Maka tahaka, mamindra soratra: Nijery ire to zaza miondrika mandika izay nosoratako teny amin' ny solaitrabe aho ka lasa eritreritra lavitra Mamadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa na amin' ny fitenin' ny tena: Iza no handika ny tenin' io vahiny io fa tsy azonay izay lazainy? |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to overstep, to transgress a law or command, to translate or interpret; to bear at uncertain or distant intervals, as cattle 6 [1.7] to go over a mark or limit; to transgress a law; to translate |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] passer par-dessus, passer une limite; violer une loi; traduire |
Ohatra |
8 Ny mandika tongotr' olona mitsotra. [1.437#] 9 Ka izay mandika ny didy dia ampandoavina [2.508#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny mandika io |
Teny iditra (2/2) | 22 mandikà |
Fototeny | 23 dika |
Sokajin-teny | 24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandika [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.1] |
Fivaditsoratra | 26 andikam, mandikà, mandika, mankady, mikanda, nakadim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |