Teny iditra mandikatra (dikatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandingandingana raha manao zavatra ka misy hadino [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay agir irrégulièrement, passer en omettant [Abinal 1888]
Endriteny 
mandikatra
nandikatra
handikatra

Teny iditra mandikatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mihoatra [Rakotosaona 1975]
Endriteny 
mandikatra
nandikatra
handikatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31