Teny iditra mandilana (dilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy dilana na keoka kely eo afovoany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make small in the middle [Richardson 1885]
Famaritana frantsay dégorger [SLP 1986]
Voambolana 
Endriteny 
mandilana
nandilana
handilana
mandilàna
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/08