|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandoa
Fototeny  2  loa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mamoaka zavatra nohanina amin' ny vava indray: Mandoa matetika ny marary
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to vomit
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] vomir
Ohatra  7  mandoa matetika ity marary ity (Ce malade vomit souvent) [1.3]
Voambolana  8  Fahasalamana
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)19  mandoa
Fototeny  20  loa
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.1] Manefa: Mandoa trosa
Fanazavàna teny anglisy  23  [1.7] to pay
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.3, 1.8] payer
25  [1.3] rembourser, restituer
Ohatra  26  mandoa hàba ny mpivarotra rehetra (Tous les marchands paient patente) [1.3]
27  mandoa 1000 ariary izay tratra tsy nandoa ny anjarany. [2.508]
Haiendriteny 
28  Ny ankehitriny :
29  Ny lasa :
30  Ny hoavy :
31  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  35  adonam, andoma, aondam, doanam, mandao, mandoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21