Teny iditra | 1 mandoatra |
Fototeny | 2 loatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamoaka (zavatra) avy ao anaty...: Mandoa-bary ~ Samy nandoatra ny tao ampony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to serve rice out of the pot |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] sortir ou faire sortir quelque chose; sortir le riz de la marmite |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 amandotra, amandrota, andramato, andraotam, androatam, mandoatra, mandraota, mandroata |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |