|
|
|
|

Teny iditra1  mandoko
Fototeny  2  loko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra
Mametaka amin' ny dity, lakoly, gilio...: Mandoko peta-drindrina amin' ny tavolo Rakoto
Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to paint, to color; to glue
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] peindre, colorer; coller
Ohatra  7  Mariho ny fahaizan' ny mpanoratra mandoko na amin' ny alalan' ny hevitra izany na amin' ny alalan' ny fomba fanoratra. [2.314#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  komando, mandoko, nodokam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21