Teny iditra mandom-baravarana
Singan-teny mandòna ; varavarana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo mpamaky volana tanin' ny famonoam-boalavo (fa nenjehana ny mpamosavy izay mandona ny varavaran' ny olona ho fampitahorana) [1.1]
Mpanahaka  mandondom-baravarana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25