|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mandonaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manisy zezika mba hahavokatra: Mandonaka tsara ny taniny izy
Ohatra  4  [2.117#] Mandrobona aho, mandonaka ny tany aniriako.
Fototeny  5  donaka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10  mandonaka
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Manetroka: Handonaka anay ianao raha mitaina kitay hazo lena
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.7] to give off smoke; to expose to smoke, to choke with smoke
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3] enfumer
15  [1.8] donner de la fumée; enfumer
Fototeny  16  donaka
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)21  mandonaka
Sokajin-teny  22  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.1] Mikapoka: Loza raha handonaka ny zanany io rangahy io
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.3] battre
Fototeny  25  donaka
Haiendriteny 
26  Ny ankehitriny :
27  Ny lasa :
28  Ny hoavy :
29  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  30  manandoka, mandonaka, mankandoa, nandamako, nandamoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30