Teny iditra mandonda (donda)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mavesatra (noho ny lanjan' ny vatan-tenany fa tsy noho ny habeny na ny habetsahany): Mandonda ny platinina
Mitovy hevitra: mafonja [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay corsé, épais, pesant [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/12