Teny iditra mandotso (lotso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy, tonga betsaka: Efa nandotso ve ny nonon' ny renin' ilay zaza vao teraka? [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandotso
nandotso
handotso
mandotsoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31