Teny iditra mandozotra (lozotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao ratsy masaka na ratsy nahandro
¶ Mampitarozaka raharaha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandozotra
nandozotra
handozotra
mandozora

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14