|
|
|
|

Teny iditra1  mandrahaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mirantsana be, maniry rantsana betsaka: Malomaloka tsara ny tokotanintsika azon' io hazo lehibe mandrahaka io
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to branch out, to ramify.
Fototeny  5  rahaka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  hamandraka, mandrahaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21