|
|
|
|

Teny iditra1  mandrahaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  rahaka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Mirantsana be, maniry rantsana betsaka: Malomaloka tsara ny tokotanintsika azon' io hazo lehibe mandrahaka io
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] to branch out, to ramify.

Fivaditsoratra  9  hamandraka, mandrahaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29