|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mandrahona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fototeny  3  rahona
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Sihanaka] manombana (ny andro)
5  [1.1] Misy rahona, rakotry ny rahona: Mandrahona ny andro ka mampatoritory
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] cloudy
7  [1.7] to be cloudy
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3#499, 1.8] être nuageux
9  [1.3#499] être sombre, faire ombre

Teny iditra (2/3)10  mandrahona
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  12  rahona
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] Manaloka: Tokony hotapahina io hazo io fa mandrahona ny tranontsika
Manombana ho avy, mitrahotraho: Mitondrà elo fa mandrahona ny ranonorana
Manao fihetsehana milaza mialoha fa hamely, manambana: Mandrahona an' Ikoto Ramose ka mamitsaka Ikoto
Fanazavàna teny anglisy  19  [1.2, 1.7] to threaten
20  [1.2] to menace
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.3#499, 1.8] menacer
22  [1.8] gronder
Ohatra  23  [2.588#] Rah'a nahita ny tabataba niseho sy ny loza mandrahona ireto mpitondra entana dia nariany ny entana ka nitsoaka niverina izy.
24  [2.895#] Indrisy toa misy loza mandrakariva mandrahona eo amin' ny tatao-masony eo sy manoloana azy Toa hisy zavatra hianjera toa zavatra hikorontana o?

Teny iditra (3/3)25  mandrahòna
Sokajin-teny  26  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrahona [Fitanisana]
Fototeny  27  rahona
Fanazavàna teny malagasy  28  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  29  [1.3#499]

Fivaditsoratra  30  amondrahan, anandroham, andrahonam, andronaham, anondraham, hamondrana, hanamondra, hanandroam, manandroha, mandrahona, mandrahòna, mandrohana, mandronaha, manondraha, nahandroam, namondraha, nandaroham, nandrahoam, nandroaham

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10