Teny iditra mandraika (raika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampirona, manongilana, mampitongilana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to bend, to incline, to turn towards any part. [Richardson 1885]
Endriteny 
mandraika
nandraika
handraika
mandraiha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14