Teny iditra (1/2) | 1 mandramby |
Fototeny | 2 ramby |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misambotra tampoka ary an-kery amin' ny nify |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] saisir subitement avec les dents, mordre |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mandramby |
Fototeny | 11 ramby |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.78] [Bara]
mandray 14 [1.78] [Bezanozano] manaiky, mandray 15 [1.78] [Sihanaka] manikitra, mandray 16 [1.78] [Tanosy] mandray 17 [1.13] mandrefy |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.2] prov. For mandray (ray) |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.13] lever |
Fivaditsoratra | 20 andrimbam, mandramby, mandrimbà, mandrimba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |