Teny iditra | mandrangitra (rangitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hampaharanitra; mandranitra [1.1] | ||||||||
[Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] Mandranitra [1.78] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To sharpen, to point. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mandrangitra io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |