Teny iditra | 1 mandrangotra |
Fototeny | 2 rangotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandratra amin' ny hoho |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to scratch with the nails or claws. 6 [1.7] to scratch |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] égratigner; griffer |
Ohatra |
8 raha ny tiako no avy mandrangotra ahy / raha ny tsy tiako kosa no avy mandrangotra ahy [2.131] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mandrangotra io |
Fivaditsoratra | 14 mandrangotra, mandrongatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |