|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandrangy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mahia, mihamahia, mihakaozatra, mandràka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#507, 1.196] maigrir
5  [1.3#507] être maigre
6  [1.196] devenir squelettique.
Fototeny  7  rangy
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)11  mandrangy
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] [Provincial] to colour, to paint
Fototeny  14  rangy
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  19  andringam, mandrangy, mandringa, mandringà

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/05