Teny iditra | 1 mandranoka |
Fototeny | 2 ranoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitera-drano: Tsy ho sitrana na oviana na oviana ferinao ity raha mandranoka lava toy izao Mahatonga ho osa, reraka: Ny aretina no mandranoka ny marary Tonga reraka, valaka izaitsizy: Nandranoka indray ny marary androany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be sickly, to be an invalid. It differs from Marary in its referring more to the effects of a disease, as causing sleeplessness, pain, etc. |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 manandroka, mandranoka, mandronaka, manondraka, namondraka, nandramako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |