Teny iditra (1/2) | 1 mandrara |
Fototeny | 2 rara |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manakana, tsy mamela: Nandrara ny marary tsy hihinan-tsira ny dokotera |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to forbid |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] défendre, interdire |
Ohatra |
7 Izaho koa moa ve mandrara anao amin'izany, hoy ity mpitaiza azy. [2.895#] 8 Fa mandrara ahy amin'izay sitrapoko, fa izany no mitady izay tsy hampanjaka ahy. [2.298#] 9 Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [2.324] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 mandrarà |
Fototeny | 15 rara |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrara [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Fivaditsoratra | 18 andraram, arandram, mandrara, mandrarà, marandrà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |