Teny iditra mandraraka ilo mby an-doha (raraka, ilo, mby, any, loha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy manary na mampietry ny voninahitry ny tena [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  ilo mby an-doha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31