Teny iditra mandravaka (ravaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy ravaka, mampihaingo: Olona maro no nandravaka ny vavahady handalovan' ny manampahefana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to decorate, to ornament [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay embellir, orner [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandravaka
nandravaka
handravaka
mandravaha

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/23