Teny iditra | 1 mandravaka |
Fototeny | 2 ravaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manisy ravaka, mampihaingo: Olona maro no nandravaka ny vavahady handalovan' ny manampahefana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to decorate, to ornament [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 embellir, orner [1.8] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |