Teny iditra mandravina (ravina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsiry ravina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to bear leaves [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay produire des feuilles [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay faire des feuilles, comme les arbres au printemps [Boiteau 1997]
Voambolana 
Endriteny 
mandravina
nandravina
handravina

2019/08/17