|
|
|
|

Teny iditra1  mandraviravy
Fototeny  2  raviravy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tanosy] manantona
5  [1.1] Manantona, manakirozaroza
Mampiseho, mampideradera vola mba hitaomana olona hanao zavatra iray
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to hang, to suspend
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] suspendre, faire pendiller
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11