|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandravoka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  ravoka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mitoto vary betsaka, izaitratra
Mikapoka ela amin' ny tehina na langilangy
Maharitra, mahari-pery

Teny iditra (2/2)9  mandravoka
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] mipetraka

Fivaditsoratra  12  mandrakova, mandravoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29